Teny iditra | maria ra | |
Singan-teny | maria ; ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manana toe-dra sarotra ajanona rehefa mandeha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont le sang coule en abondance par suite d'une blessure [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |